Fiteny atabaskana
(tonga teto avy amin'ny Atabaskana)
Ny fiteny atabaskana dia vondrom-piteny ngeza be ao amin' ny tapany avaratra sy atsimon' i Amerika Avaratra. Ny fiteny atabaskana dia fianakavina faharoa amin' ny isan' olona mpiteny azy sy amin' ny isan' ny fiteny (ny fiteny nahoatla dia ao anatin' ny fianakaviam-piteny atabaskana); amin' ny haben' ny tany, ny Aljika ihany no manana velarana ngeza indrindra.
- Vondrona ambanin' ny Southern Alaskan
- Alaska afovoany – Yukon subgroup
- 3. Deg Xinag (Fantatra koa amin'i Deg Hit'an, Kaiyuhkhotana)
- 4. Holikachuk (Fantatra koa amin'i Innoko)
- 5. Koyukon
- 6. Kolchan (fantatra koa amin' ny hoe Upper Kuskokwim)
- 7. Lower Tanana (Fantatra koa amin' ny hoe Tanana)
- 8. Tanacross
- 9. Tananà
- 10. Tutchone ambany
- 11. Tutchone ambony
- 12. Gwich’in (Fantatra koa amin' ny hoe Kutchin)
- 13. Hän (Fantatra koa amin' ny hoe Han)
- Vondrona ambanin' i Northwestern Canada
- A. Tahltan-Tagish-Kaska
- 17. Sekani
- 18. Dunneza (Fantatra koa amin' ny hoe Beaver)
- B. Slave-Hare (Southern and Northern Slavey)
- 23. Dogrib
- 24. Dene Suline (Fantatra koa amin' ny hoe Chipewyan, Dëne Sųłiné, Dene Soun’liné)
- Vondrona ambanin' ny Tsetsaut
- 25. Tsetsaut
- Vobndrona ambanin' ny Kôlômbia Britanika
- 26. Babine-Witsuwit'en (Fantatra koa amin' ny hoe North Carrier)
- 27. Dakelh (Fantatra koa amin' ny hoe Carrier)
- 28. Chilcotin (Fantatra koa amin' ny hoe Tsilhqot’in)
- 29. Nicola (Fantatra koa amin' ny hoe Stuwix)
- Zana-bondrona Sarsi
- 30. Tsuut’ina (Fantatra koa amin' ny hoe Sarcee, Sarsi, Tsuu T’ina)
- Vondrona ambanin' ny Kwalhioqua-Clatskanie
- 31. Kwalhioqua-Clatskanie (Fantatra koa amin' ny hoe Kwalhioqua-Tlatskanie)