Aller au contenu

Rhin

Avy amin'i Wikipedia
Rhin Basel

I Rhin dia ony mirefy 1 232,7 km any Eorôpa Andrefana sy Afovoany ary iray amin' ny lalan-drano be olona indrindra eran-tany. Atao hoe Rhenus ny anarany amin' ny teny latina, Rhein kosa amin' ny teny alemana, Rhin amin' ny teny frantsay, ary Rijn amin' ny teny holandey. Anisan' ny tanàna lehibe indrindra miorina eo amoron' ny ony Rhin i Köln (any Alemaina), i Rotterdam (any Nederlandy), i Strasbourg (any Frantsa) ary i Basel (any Soisa).

Sarintany maneho ny ony Rhin

Renirano manompo azy

[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny renirano (sakelidrano) manompo azy:

Tanàna andalovany

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny fafana mampiseho ny tanàn-dehibe andalovan' i Rhin:

Rhin-km Tanàna mponina
167 Basel ( Soisa}) 172.000 Oberrhein L
294 Strasbourg ( Frantsa) 279.000 Oberrhein L
359 Karlsruhe ( Alemaina) 313.000 Oberrhein R
425 Mannheim 309.000 Oberrhein R
425 Ludwigshafen 171.000 Oberrhein L
499 Mainz 217.000 Oberrhein L
503 Wiesbaden 278.000 Oberrhein R
591 Koblenz 114.000 Mittelrhein L
655 Bonn 327.000 Mittelrhein L
688 Köln 1.086.000 Niederrhein L
699 Leverkusen 164.000 Niederrhein R
740 Neuss 154.000 Niederrhein L
743 Düsseldorf 619.000 Niederrhein R
762 Krefeld 227.000 Niederrhein L
777 Duisburg 499.000 Niederrhein R
884 Nijmegen ( Nederlandy) 176.000 Delta L (Waal)
1000 Rotterdam 646.000 Delta R (Nieuwe Maas)
(Nederrijn) Arnheim 159.000 Delta R (Nederrijn)
(Oude Rijn) Utrecht 353.000 Delta R (Oude Rijn)
(Oude Rijn) Leiden 125.000 Delta R (Oude Rijn)

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]