Tonga Ny Alina (Mahaleo) - Acoustic Gasy
Tonga Ny Alina (Mahaleo) - Acoustic Gasy
Tonga Ny Alina (Mahaleo) - Acoustic Gasy
Acoustic Gasy
Tondrom-peon'ny Mpanalazy
Fampidirana
C.....F4..F..
D....G4..G
E/G#.....Am..
F G C'
Tonony 1
C Em F Dm7 G C
Tonga ny alina, natao hatoriana
C Em F Em Dm7
Nefa maro no tsy milami_na
G C
Sy be fanahiana
Tetezana
C Em F
Ao ’reo namoy olon-tiana
D G
Niari-tory tsy fidiny
E/G# Am
Fa nolalovam-pahoriana
F G C
Alina feno ngidiny
C Em F
Ao ireo 'zay mitsabo tena
D G
Mahatsiaro manary aina
E/G# Am
Tsy mety kivy fa manantena
F G C
Mbola ho tojo ny maraina
Tonony 2
C Em F Dm7 G C
Tonga ny alina, ny ditra no mitsaitsaika
C Em F Em Dm7
Fa ny hendry sy ny ma_li__na
G C
Mamonjy fodiana maika
Tetezana
C Em F
Ny tonta kely sy ny jiolahy
D G
Natosim-pahantrana
E/G# Am
No tsy miraika fa sahisahy
F G C
Handeha handroba ny tanàna
C Em F
Ny vehivavy vatana
D G
Miasa ka tsy resin-tahotra
E/G# Am
Miandry izay hitantana
F G C
Ka midola tsy miahotra
Solo
C....F4..F..
D....G4..G
E/G#.....Am..
F G C
Tonony 3
C Em F Dm7 G C
Tonga ny alina, alin’ny mpiriaria
C Em F Em Dm7
Mahatonga azy hiarina
G C
Hiala mandry satria
Fiverenana
C Em F
Be ’reo toerana azony aleha
D G
Fotsy varavarana
E/G# Am
Dia mandany vola be
F G C
Toy ny tsy nisasarana
'
C Em F
Dia ataony ’zay rehetra tiany
D G
Ny devoly aza fohaziny
E/G# Am
Hanantontosa ’zay irin'ny
F G C
Zanaky ny aizina
Solo
C....F4..F..
D....G4..G
E/G#.....Am..
F G C'
Famaranana
C Em F Dm7 G C
Tonga ny alina, natao hatoriana
Naoty - Tonony/Tetezana
Dm7: xx0211
E/G#: E no tendreo (022100)
Share this:
Twitter Facebook
Like
Related
Valio Anie ho (Dadah Rabel) Tsy Sahy (Imagine) Tsiaro (Aina Cook)
In "tondrompeo" In "tondrompeo" In "tondrompeo"
« Previous Next »
Leave a Reply
Your email address will not be published. Required fields are marked *