2 - Loi-1999-26-Publicite-Privileges
2 - Loi-1999-26-Publicite-Privileges
2 - Loi-1999-26-Publicite-Privileges
Article premier : Il est ajouté à la Andininy voalohany : Fenoina ireto andininy manaraka
section III du chapitre I du Titre I de la ireto ny Sokajy III, Toko I, Lohateny I, amin’ny Fizarana
cinquième partie du CGI les articles suivants : fahadimy amin’ny Fehezandalàna ankapobe momba ny hetra.
Article 2 : L'alinéa 1 de l'article 244 du Andininy 2 : Fenoina izao andalana manaraka izao ny
Code des Douanes est complété par l'alinéa andininy faha-244 andalana voalohany amin’ny
suivant : Fehezandalàna momba ny fadintseranana :
1. Le privilège attribué au service des 1. Ny tombon-jo nomena ny sampandraharahan’ny
douanes doit être publié dans les conditions fadintseranana amin’ireo mari-bola tsy mbola nohefain’ny
prévues au chapitre V du décret sur la mpivarotra sy ireo fikambanana, na dia tsy mpivarotra aza
publicité du crédit mobilier, pour le montant izy, mizaka zon'ny isam-batan’olona, dia tsy maintsy
des sommes restant dues à titre privilégié par ampahafantarina ny besinimaro araka ireo fepetra
des commerçants et personnes morales de voalazan’ny toko faha-V ao amin’ny didim-panjakana
droit privé, même non commerçantes; la momba ny fampahafantarana ny besinimaro ny trosa amin'ny
publicité doit être effectuée dans les conditions fanana-manaraka ; araka ireo fepetra voalazan’ny andininy
prévues aux articles 05 01 13 bis et 05 01 13 faha-05.01.13 bis sy 05.01.13 ter ao amin’ny Fehezandalàna
ter du CGI. ankapobe momba ny hetra, no tsy maintsy hanatontosana
izany fampahafantarana ny besinimaro izany.
Article 3 : Dès lors qu'elles dépassent Andininy 3 : Raha vao mihoatra ny 30.000.000 ariary
100 000 000 FMG, les sommes privilégiées ireo vola, ananan'ny sampandraharaha mpiahy ara-tsosialy
dues aux organismes de prévoyance sociale tombon-jo, tokony hoefain’ny mpivarotra na fikambanana, na
par un commerçant ou une personne morale de dia tsy mpivarotra aza izy, mizaka zon'ny isam-batan’olona,
droit privé même non commerçante doivent dia tsy maintsy soratana ao anatin’ny telo volana manaraka
être inscrites au registre du commerce et des ny vaninandro ahafahana mitaky azy, ao amin’ny boky
sociétés tenu au greffe du tribunal de isoratan’ny mpivarotra sy ny fikambanana ao amin’ny
commerce dans le délai de trois mois suivant firaketandraharaham-pitsarana momba ny varotra.
leur échéance. Raha misy fanarenana fitantanana arahi-maso ara-
En cas de redressement ou de liquidation pitsarana na famaranan-trosa ara-pitsarana, ampiharina
judiciaires du redevable ou d'un tiers tenu amin'ny mpandoa hetra na amin'izay olon-kafa voalazan’ny
légalement au paiement de ces sommes, le lalàna fa tsy maintsy mandoa ilay hetra, kanefa tsy
privilège dont l'inscription n'a pas été nagatahana fanoratana ara-dalàna ny tombon-jo ananana
régulièrement requise à l'encontre du aminy, dia tsy azo ampiasaina intsony izany tombon-jo izany
redevable ne peut plus être exercé pour les amin’ireo trosa izay tsy maintsy natao ny fanoratana azy am-
créances qui étaient soumises à titre boky.
obligatoire à cette inscription.
L'inscription conserve le privilège Mitandro ny tombon-jo mandritra ny roa taona aorian’ny
pendant deux années à compter du jour où elle vaninandro nanaovana azy ny fanoratana am-boky. Azo
est effectuée. Elle peut être renouvelée. havaozina ny fanoratana.
Une inscription peut faire l'objet à tout Azon’ny sampandraharaha mpiahy ara-tsosialy na ny
moment d'une radiation totale ou partielle à la ananany vola atao foana ny mangataka ny hamonoana,
diligence des organismes de sécurité sociale manontolo na amin'ny ampahany ihany, ny soratra am-boky
ou du redevable sur présentation au greffier raha toa izy mampiseho, amin’ny firaketan-draharahan'ny
d'un certificat délivré par l'organisme créancier fitsarana, fanamarinana avy tamin’ilay sampandraharaha
ou d'un acte de mainlevée émanant du tompon-trosa, na soratra hanafoanana ny fanoratana avy
créancier subrogé. tamin’ny namindrana fahefana.
Toutefois, le privilège est conservé au- Ny tombon-jo amin’ireo fananana nogiazina talohan’ny
delà du délai prévu au deuxième alinéa sur les nifaranan’ny fe-potoana voalazan’ny andalana faharoa dia
biens qui ont fait l'objet d'une saisie avant mbola manan-kery kosa anefa, na dia tapitra aza izany fe-
l'expiration de ce délai. potoana izany.
En cas de redressement ou de liquidation Raha misy fanarenanana fitantanana arahi-maso ara-
judiciaires, les pénalités, majorations de retard pitsarana na famaranan-trosa ara-pitsarana, dia tsy takiana
et frais de poursuites dus par le redevable à la ireo sazy, tatao satria tratra aoriana, ary koa sara-
date du jugement d'ouverture sont remis. panenjehana, tokony ho efain'ny mpandoa ary noferana ny
vaninandro namoahana ny didim-pitsarana milaza ny
fiantombohany.
Article 4 : La présente loi entrera en Andininy 4 : Ampiharina ity lalàna ity taona iray
vigueur dans le délai d'un an à compter de la aorian’ny vaninandro namoahana azy hanan-kery.
date de sa promulgation.
Article 5 : La présente loi sera publiée Andininy 5 : Avoaka hanan-kery amin’ny Gazetim-
au Journal officiel de la République. Elle sera panjakan’ny Repoblika ity lalàna ity.
exécutée comme loi de l’Etat. Ho tanterahina izany fa lalàm-panjakana.