Aller au contenu

Faritanin' i Isfahan

Avy amin'i Wikipedia
Ny Faritanin' i Isfahan

Ny Faritanin' i Isfahan na Ispahan na Espahan (persiana: استان اصفهان‎) dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna. Any afovoan-tany no misy azy. Ny renivohiny dia ny tanànan' i Isfahan.

Ny velaran' ity faritany ity dia 107 027 km² ary ao afovoan' i Iràna izy. Manamorona azy ao avaratra ny Faritanin’ i Markazy sy ny Faritanin’ i Qom ary ny Faritanin' i Semnan; ary any atsimo ny Faritanin' i Fars sy ny Faritanin' i Kohgiluyeh-sy-Buyer-Ahmad. Eo atsinanana ny i Khorasan sy ny Faritanin' i Yazd. Ny Faritanin' i Isfahan dia manana sisintany andrefana miaraka amin' ny Faritanin' i Lorestan sy ny Faritanin' i Chaharmahal-sy-Bakhtiari.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]