Rangun
Apparence
16°47′N 96°09′E / 16.783°N 96.150°E
Rangun
| |||
Velarantany | 576 km2 | ||
Isam-ponina | 5,210,000 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Myanmara | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | NC |
Rangun (ofisialy Yangon, anglisy: Rangoon) dia tanàna ao Myanmara ary renivohitry ny Diviziona Yangon. Miaraka amin'ny mponina manodidina ny 5.21 tapitrisa ao an-tanàna ary 5.998.000 ny mponina ao amin'ny fitambarana (2013), Yangon no tanàna lehibe indrindra sy foibe indostrialy ao amin'ny firenena. Renivohitr'i Myanmar hatramin'ny 2005 i Rangun; nafindra tany Naypyidaw avy eo ny toeran'ny governemanta.