Tanàn-dehibe
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Tanàna)
Ny tanàn-dehibe dia tanàna onenan' olona maro ary efa ary voatra (ahitana lala-migodàna, trano lehibe, kianja malalaka, sns). Araka ny Firenena Mikambana, ny tanàn-dehibe dia velarana be olona mipetraka (tokony latsaky ny roanjato metatra ny halaviran' ny trano roa farafahabetsany), izay ahitana ny varotra, ny indostria, ny fianarana, ny pôlitika, ny kolontsaina... Milaza ihany koa ny FM tamin' ny taona 2008 fa maherin' ny 50 %n' ny olombelona no miaina any ambonivohitra.