Trano
Apparence
Ny trano dia toerana ipetrahan'ny olona iray, fianankaviana, na fianankaviana maro.
Dika
[hanova | hanova ny fango]Hatramin'ny fanombohan'ny taona 1801, ny trano tsara iainana manana zaridaina dia afaka tenenina hoe villa, indrindra fa rehefa eny amina toerana ialàna-sasatra no misy azy.