Foto-Pampianaran'ny Eglizy

Télécharger au format docx, pdf ou txt
Télécharger au format docx, pdf ou txt
Vous êtes sur la page 1sur 2

𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐌 - 𝐏𝐀𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍 ' 𝐍𝐘 𝐄𝐆𝐋𝐈𝐙𝐘

𝐅𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 1 :

Araka ny efa nazaviana teo aloha dia ny Eglizy no Andry sy fitoeran'ny marina ( 1 tim 3,15 ) izay
nirahin' i Jesoa Kristy hampianatra ny firenena rehetra sy anao batemy ny olona rehetra ( Mt 28,19 )
mba hidiran'ny olona rehetra amin'ilay fanjakan' Andriamanitra ( Jo 3,3-5 ) , mba handraisan'ny olona
rehetra ny Tenin' Andriamanitra izay fahamarinana ( Jo 17,17 ) .

𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐄𝐠𝐥𝐢𝐳𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐤𝐨 𝐚𝐭𝐨 👇

https://www.facebook.com/share/p/hv8bifpPAJRaA74n/?mibextid=oFDknk

Tenin' Andriamanitra io dia 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 ny 𝐒𝐚𝐢𝐧𝐭𝐞 𝐓𝐫𝐚𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧


Ka ny Eglizy izay andry sy fitoeran'ny marina dia mampianatra antsika fa amin'ny fampitana an'io

𝐎𝐫𝐚𝐥𝐞 ( fampianarana am-bava avy amin'i Jesoa Kristy sy ny apostoly ) sy ny 𝐓𝐫𝐚𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧


𝐄𝐜𝐫𝐢𝐭𝐞 ( soratra masina ) ary ny 𝐌𝐚𝐠𝐢𝐬𝐭è𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐋 ' É𝐠𝐥𝐢𝐬𝐞 ( fahefan'ny Eglizy sy ny pape
izay tarihan'ny Fanahy Masina ) . Araka ny Dei Verbum , Constitution Dogmatique sur la Révélation
Divine , Chap II , 7 – 10 , Paul VI , Vatican II .

Hoy ny 2 tes 2,15

bava ( 𝐓𝐫𝐚𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐨𝐫𝐚𝐥𝐞 ) , na ny tamin'ny taratasinay ( 𝐓𝐫𝐚𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐄𝐫𝐢𝐭𝐞 ) .


15Koa tomoera tsara, ry rahalahy; ary tano ny fampianarana noraisinareo, na ny tamin'ny teny am-

𝐀. 𝐌𝐀𝐆𝐈𝐒𝐓È𝐑𝐄 𝐃𝐄 L’É𝐆𝐋𝐈𝐒𝐄 :

Ny magistère de L'Église ( avy amin'ny teny latin hoe magister, « celui qui enseigne, le maître ≫ ) dia
fahefan'ny fivondronan'ireo Eveka izay tarihan'ny pape eo am-panatotosana ny hiraka nampanaovin'i
Jesoa Kristy ny Eglizy ( Mt 28,19-20 / Mk 16,15-16 ) .

Ampiasaina izany mba hiarovana ny finoana marina manoloana ireo fampianaran-diso miparitaka ,
mba ampianarana ny tenin’ Andriamanitra , izay tokony hinoan'ny kristianina sy izay tsara tokony atao
mba hahazoan'ny olona rehetra ny famonjena .

Ka eo ampanatanterahana izany dia i Jesoa Kristy no miaro ny fampianaran'izy ireo mba tsy ho diso
( Lioka 22,32 ) , ary ny Fanahy Masina no mitarika azy ireo amin'ny marina rehetra ( Jo 16,12-13 ) ,
miasa izany amin'ireny konsily ireny ( KFK 880-892 / Lumen Gentium chap III ,22-24 ) . Ohatra vitsy
hitatsika amin’izany ny konsily tao Jerosalema izay voatantara ao amin’ny asa 15 , ny concile de nicée
ny taona 325 sns izay nanoherana ireo fampianaran-diso niparitaka ka nanomezana ny credo izay
tokony hinoan’ny kristianina , ireo konsily maro taty aoriana izay namaritana ireo soratra masina
tokony hinoan’ny kristianina , sy ireo konsily maro be nataon’ny Eglizy hatramin’ny Vatican II .

Hoy hatrany ny Dei Verbum Chap 10 :

La sainte Tradition et la Sainte Écriture constituent un unique dépôt sacré de la Parole de Dieu, confié
à l’Église ; … La charge d’interpréter de façon authentique la Parole de Dieu, écrite ou transmise , a
été confiée au seul Magistère vivant de l’Église dont l’autorité s’exerce au nom de Jésus Christ.
Pourtant, ce Magistère n’est pas au-dessus de la Parole de Dieu, mais il est à son service, n’enseignant
que ce qui a été transmis, puisque par mandat de Dieu, avec l’assistance de l’Esprit Saint, il écoute
cette Parole avec amour, la garde saintement et l’expose aussi avec fidélité, et puise en cet unique
dépôt de la foi tout ce qu’il propose à croire comme étant révélé par Dieu. Il est donc clair que la
sainte Tradition, la Sainte Écriture et le Magistère de l’Église, selon le très sage dessein de Dieu, sont
tellement reliés et solidaires entre eux qu’aucune de ces réalités ne subsiste sans les autres, et que
toutes ensemble, chacune à sa manière, sous l’action du seul Esprit Saint, elles contribuent
efficacement au salut des âmes.

𝐌𝐏𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 : 𝐅𝐚𝐧𝐢𝐫𝐲 𝐒𝐭𝐞𝐩𝐡𝐚𝐧𝐞 𝐃𝐚𝐝𝐨𝐮𝐳𝐲

Vous aimerez peut-être aussi